Judges 20:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ankehitriny, izao no hataontsika amin’i Gibea: Araka ny antsapaka no aoka hiakarantsika hamely azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao kosa ankehitriny no hataontsika amin’i Gabaà: Araka ny filokany no hamelezana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no zavatra hataontsika momba an’i Gibehà.
Malagasy Bible 1865
Fa ankehitriny, izao no hataontsika amin'i Gibea: araka ny filokana no aoka hanaovantsika azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ankehitriny, izao no hataontsika amin’i Gibea: Araka ny antsapaka no aoka hiakarantsika hamely azy.
malagasy
Fa ankehitriny, izao no hataontsika amin'i Gibea: araka ny filokana no aoka hanaovantsika azy.