Judges 21:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny lehilahin’ny Israely dia efa nianiana tany Mizpa hoe: Aoka tsy hisy amintsika hanome ny zanany vavy ho vadin’ny Benjamina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tany Masfà nianiana ny lehilahy amin’i Israely nanao hoe: «Tsy hisy hanome ny zanany vavy ho vadin’ny Benjaminita isika».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony nivory tao Mitsepà ny lehilahy israelita, dia nianiana fa tsy hisy hanome ny zanany vavy hanambady lehilahy Benjaminita.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lehilahy amin'ny Isiraely efa nianiana tany Mizpa nanao hoe: Aoka tsy hisy amintsika hanome ny zananivavy ho vadin'ny Benjamita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny lehilahin’ny Israely dia efa nianiana tany Mizpa hoe: Aoka tsy hisy amintsika hanome ny zanany vavy ho vadin’ny Benjamina.
malagasy
Ary ny lehilahy amin'ny Isiraely efa nianiana tany Mizpa nanao hoe: Aoka tsy hisy amintsika hanome ny zananivavy ho vadin'ny Benjamita.