Judges 21:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no hataonareo: Ny lehilahy rehetra sy ny vehivavy rehetra efa nahalala lahy dia hataonareo zavatra voaozona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no hataonareo: ataovy anatema ny lehilahy rehetra sy ny vehivavy rehetra efa nandry tamin-dehilahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vonoy ny lehilahy rehetra sy ny vehivavy rehetra izay efa nanam-bady. Izany no hataonareo.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no hataonareo: Ny lehilahy rehetra sy ny vehivavy rehetra izay efa nahalala lahy dia haringanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no hataonareo: Ny lehilahy rehetra sy ny vehivavy rehetra efa nahalala lahy dia hataonareo zavatra voaozona.
malagasy
Ary izao no hataonareo: Ny lehilahy rehetra sy ny vehivavy rehetra izay efa nahalala lahy dia haringanareo.[Heb. hataonareo herema]