Judges 21:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahita zazavavy virijiny efajato tsy mbola nahalala lahy teo amin’ny mponina tany Jabesy-Gileada izy ka nitondra ireo ho any an-toby tany Silo any amin’ny tany Kanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nahita zazavavy virjiny efajato tsy mbola nahalala lahy fa tsy nandry tamin-dehilahy izy ireo, teo amin’ny mponina any Jabesy, any Galaada, ka nentiny nankany an-toby tany Silao izay any amin’ny tany Kanaana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny mponina tao Jabesy-Gilehada dia nahitana tovovavy efajato mbola virijiny, ka nentin’ireo iraka ho any amin’ny toby tao Silao, tao amin’ny tany Kanahàna.
Malagasy Bible 1865
Ary nahita zazavavy virijina efa-jato tsy mbola nahalala lahy teo amin'ny mponina tany Jabesi-gileada izy ka nitondra ireo ho any an-toby tany Silo any amin'ny tany Kanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahita zazavavy virijiny efajato tsy mbola nahalala lahy teo amin’ny mponina tany Jabesy-Gileada izy ka nitondra ireo ho any an-toby tany Silo any amin’ny tany Kanana.
malagasy
Ary nahita zazavavy virijina efa-jato tsy mbola nahalala lahy teo amin'ny mponina tany Jabesi-gileada izy ka nitondra ireo ho any an-toby tany Silo any amin'ny tany Kanana.