Judges 21:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niverina tamin’izany andro izany ny Benjamina ka nomeny azy ireo vehivavy efa novelominy tamin’ny vehivavy tao Jabesy-Gileada ireo. Kanjo mbola tsy nahenina azy ihany ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niverina ny Benjaminita tamin’izany andro izany ka nomena azy ireo ny vehivavy navela ho velona tamin’ny vehivavy tany Jabesy, any Galaada, nefa tsy ampy hahenina azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa niverina nody tany aminy teo no ho eo ihany ireo Benjaminita; ary nomena ho vadiny ireo vehivavy sisa velona tao Jabesy-Gilehada, nefa tsy nahenina azy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia niverina tamin'izany andro izany ny Benjamita, ka nomeny azy ireo vehivavy efa novelominy tamin'ny vehivavy tao Jabesi-gileada ireo; kanjo mbola tsy nahenina azy ihany ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niverina tamin’izany andro izany ny Benjamina ka nomeny azy ireo vehivavy efa novelominy tamin’ny vehivavy tao Jabesy-Gileada ireo. Kanjo mbola tsy nahenina azy ihany ireo.
malagasy
Dia niverina tamin'izany andro izany ny Benjamita, ka nomeny azy ireo vehivavy efa novelominy tamin'ny vehivavy tao Jabesi-gileada ireo; kanjo mbola tsy nahenina azy ihany ireo.