Judges 21:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanenina noho ny amin’ny Benjamina ny olona satria nisy nobangain’NY TOMPO ny fokon’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalahelo an’i Benjamina ny vahoaka, fa efa nanabangan’i Iaveh iray ny fokon’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa onena tokoa ny vahoaka tamin’ireo Benjaminita, satria efa nanisy banga teo amin’ny fokon’i Israely ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona nanenina noho ny amin'i Benjamina, satria nisy nobangain'i Jehovah ny firenen'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanenina noho ny amin’ny Benjamina ny olona satria nisy nobangain’NY TOMPO ny fokon’ny Israely.
malagasy
Ary ny olona nanenina noho ny amin'i Benjamina, satria nisy nobangain'i Jehovah ny firenen'Isiraely.