Judges 21:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny loholon’ny fiangonana: Inona no hataontsika ho an’ireo sisa mba hahazoany vady, fa efa naringana ny vehivavy tamin’ny Benjamina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny loholon’ny fiangonana: «Inona no hataontsika hahazoan’ireo sisa vady; fa efa ringana ny vehivavy tamin’i Benjamina?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hoy ireo loholon’ny vahoaka tafangona teo hoe: –Tsy misy vehivavy intsony ao amin’ny foko benjaminita, koa inona no hataontsika mba hanomezana vady ho an’ireo lehilahy sisa?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny loholon'ny fiangonana: Ahoana no hataontsika ho an'ireo sisa mba hahazoany vady, fa efa naringana ny vehivavy tamin'ny Benjamita?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny loholon’ny fiangonana: Inona no hataontsika ho an’ireo sisa mba hahazoany vady, fa efa naringana ny vehivavy tamin’ny Benjamina?
malagasy
Dia hoy ny loholon'ny fiangonana: Ahoana no hataontsika ho an'ireo sisa mba hahazoany vady, fa efa naringana ny vehivavy tamin'ny Benjamita?