Judges 21:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nankany Betela ny olona ka nitoetra teo anatrehan’Andriamanitra mandra-paharivan’ny andro, dia nanandratra ny feony ka nitomany mafy indrindra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nankany Betela ny vahoaka, ka nitoetra tao izy eo anatrehan’i Iaveh mandra-paharivan’ny andro. Nanandratra ny feony nitomany mafy dia mafy izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tamin’izao indray mandeha izao kosa dia nankany Betela ny vahoaka ary nijanona teo anatrehan’Andriamanitra mandra-paharivan’ny andro. Nitaraina mafy izy ireo ary nitomany fatratra
Malagasy Bible 1865
Dia nankany Betela ny olona ka nitoetra teo anatrehan'Andriamanitra mandra-paharivan'ny andro, dia nanandratra ny feony ka nitomany mafy dia mafy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nankany Betela ny olona ka nitoetra teo anatrehan’Andriamanitra mandra-paharivan’ny andro, dia nanandratra ny feony ka nitomany mafy indrindra
malagasy
Dia nankany Betela ny olona ka nitoetra teo anatrehan'Andriamanitra mandra-paharivan'ny andro, dia nanandratra ny feony ka nitomany mafy dia mafy