Judges 21:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandidy ny taranak’i Benjamina izy ireo hoe: Mandehana ka manaova vela-pandrika any amin’ny tanim-boaloboka ka jereo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nomeny didy ny taranak’i Benjamina, nataony hoe: «Mandehana ianareo, manao otrika ao amin’ny tanimboaloboka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nanoro hevitra ireo lehilahy benjaminita izy hoe: –Mandehana miafina any anaty voaloboka,
Malagasy Bible 1865
Ary nandidy ny taranak'i Benjamina izy ka nanao hoe: Mandehana, ka manotreha any amin'ny tanim-boaloboka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandidy ny taranak’i Benjamina izy ireo hoe: Mandehana ka manaova vela-pandrika any amin’ny tanim-boaloboka ka jereo,
malagasy
Ary nandidy ny taranak'i Benjamina izy ka nanao hoe: Mandehana, ka manotreha any amin'ny tanim-boaloboka,