Judges 21:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mankany aminay hitaraina ny rainy na ny anadahiny dia holazainay aminy hoe: Aoka hamindra fo aminy ianareo fa izahay tsy mba nahazo vady tany amin’ilay ady teo; fa tsy ianareo no nanome azy, fa raha izany dia meloka ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha tonga mitaraina aminay ny rainy na ny anadahiny dia izao no holazainay aminy: «Mba avelao ho anay izy fa tsy nahazo vady ho azy tsirairay avy izahay, tamin’ny ady. Sady tsy ianareo no nanome azy ho azy ireo, fa raha izany no meloka ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha misy rainy na anadahiny tonga hitaraina aminay, dia hovalianay hoe: «Miangavy anareo izahay mba tsy ho sarotiny amin’ireo lehilahy benjaminita, satria tsy nahazo vehivavy ho azy ireo tsirairay avy izy tamin’ny ady tao Jabesy. Ary satria tsy ianareo no nanome azy ny zanakareo vavy, dia tsy azo ampangaina ho meloka amin’ny fianianana ianareo».
Malagasy Bible 1865
Ary raha mankany aminay hitaraina ny rainy na ny anadahiny, dia holazainay aminy hoe: Omeo anay ihany izy, fa izahay tsy mba nahazo vady tany amin'ilay ady teo; fa tsy ianareo no nanome azy; fa raha izany, dia meloka ihany ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mankany aminay hitaraina ny rainy na ny anadahiny dia holazainay aminy hoe: Aoka hamindra fo aminy ianareo fa izahay tsy mba nahazo vady tany amin’ilay ady teo; fa tsy ianareo no nanome azy, fa raha izany dia meloka ianareo.
malagasy