Judges 21:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hoe: Ry TOMPO, Andriamanitry ny Israely ô, nahoana no tonga tamin’ny Israely izao zavatra izao ankehitriny ka nahabangana foko iray ny Israely?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanao hoe: «Iaveh Andriamanitr’i Israely ô, ahoana re no nahatonga izao amin’i Israely; fa fongotra androany ity ny fokon’i Israely iray».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nanao hoe: –Ry TOMPO Andriamanitr’i Israely ô, inona no anton’izao mahalevona ny foko iray amin’Israely izao ankehitriny?
Malagasy Bible 1865
nanao hoe: Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô, nahoana no tonga tamin'ny Isiraely izao ankehitriny, ka fongotra ny firenena iray amin'ny Isiraely?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hoe: Ry TOMPO, Andriamanitry ny Israely ô, nahoana no tonga tamin’ny Israely izao zavatra izao ankehitriny ka nahabangana foko iray ny Israely?
malagasy
nanao hoe: Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô, nahoana no tonga tamin'ny Isiraely izao ankehitriny, ka fongotra ny firenena iray amin'ny Isiraely?