Judges 21:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitson’iny dia nifoha vao maraina ny olona ka nanorina alitara teo ary nanolotra fanatitra dorana manontolo sy fanati-pihavanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso nifoha maraina koa ny vahoaka dia nanorina ôtely teo, ka nanolotra sorona dorana sy sorom-pihavanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitson’iny, dia nifoha maraina koa ny olona ka nanorina alitara teo ary nanolotra sorona dorana manontolo sy sorom-pihavanana.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitson'iny dia nifoha maraina koa ny olona ka nanorina alitara teo ary nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitson’iny dia nifoha vao maraina ny olona ka nanorina alitara teo ary nanolotra fanatitra dorana manontolo sy fanati-pihavanana.
malagasy
Ary nony ampitson'iny dia nifoha maraina koa ny olona ka nanorina alitara teo ary nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana.