Judges 21:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanenina ny amin’ny Benjamina rahalahiny ny Zanak’Israely ka niteny hoe: Misy firenena iray voafongotra tsy ho eo amin’ny Israely ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalahelo an’i Benjamina rahalahiny ny zanak’i Israely, ka nanao hoe: «Ny foko iray no fongotra amin’i Israely androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa onena tokoa izy tamin’ireo Benjaminita mpiray firenena aminy, ka niteny hoe: –Foko iray eto amin’i Israely no mila ho levona androany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely nanenina ny amin'i Benjamina rahalahiny ka nanao hoe: Misy firenena iray voafongotra eo amin'ny Isiraely ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanenina ny amin’ny Benjamina rahalahiny ny Zanak’Israely ka niteny hoe: Misy firenena iray voafongotra tsy ho eo amin’ny Israely ankehitriny.
malagasy
Ary ny Zanak'Isiraely nanenina ny amin'i Benjamina rahalahiny ka nanao hoe: Misy firenena iray voafongotra eo amin'ny Isiraely ankehitriny.