Judges 21:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona no hataontsika amin’ireo sisa mba hahazoany vady, fa isika efa nianiana tamin’NY TOMPO tsy hanome vady azy amin’ny zanatsika vavy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona re no hataontsika ho azy, mba hahazoan’ireo sisa vady? Fa isika efa nianiana tamin’i Iaveh tsy hanome ny zanatsika ho vadin’izy ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona no hataontsika mba hanomezana vady ho an’ireo lehilahy Benjaminita sisa velona, satria efa nianiana mafy teo anatrehan’ny TOMPO isika fa tsy hanome ny zanakavavintsika ho vadiny?
Malagasy Bible 1865
Ahoana no hataontsika amin'ireo sisa hahazoany vady; fa isika efa nianiana tamin'i Jehovah tsy hanome vady azy amin'ny zanakavavintsika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona no hataontsika amin’ireo sisa mba hahazoany vady, fa isika efa nianiana tamin’NY TOMPO tsy hanome vady azy amin’ny zanatsika vavy?
malagasy
Ahoana no hataontsika amin'ireo sisa hahazoany vady; fa isika efa nianiana tamin'i Jehovah tsy hanome vady azy amin'ny zanakavavintsika?