Judges 21:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa rehefa voaisa ny olona dia indro, tsy nisy tao na dia iray akory aza avy tamin’ny tompon-tany tany Jabesy-Gileada.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nisaina ny olona ary indro fa tsy nisy tao ny mponina ao Jabesy any Galaada, na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa rehefa natao ny fanisana ny mpandray anjara, dia tsy nisy vatan-dehilahy tonga avy any Jabesy na iray aza.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa voalamina ny olona, dia, indro, tsy nisy tao na dia iray akory aza avy tamin'ny tompon-tany tany Jabesi-gileada.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa rehefa voaisa ny olona dia indro, tsy nisy tao na dia iray akory aza avy tamin’ny tompon-tany tany Jabesy-Gileada.
malagasy
Fa rehefa voalamina ny olona, dia, indro, tsy nisy tao na dia iray akory aza avy tamin'ny tompon-tany tany Jabesi-gileada.