Judges 3:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto avy ireo firenena navelan’NY TOMPO hijanona, mba hizahany toetra ny Israely, dia izay rehetra tsy mba nahita ny ady rehetra tany Kanana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireto no firenena navelan’i Iaveh handry feizay hoenti-mizaha toetra an’i Israely, dia izay rehetra tsy nahita ny ady rehetra tany Kanaana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo firenen-kafa ireo moa no navelan’ny TOMPO haharitra teo amin’ny tany dia mba hizahany toetra ny Israelita rehetra izay tsy mbola nandray anjara tamin’ny ady nahazoana an’i Kanahàna;
Malagasy Bible 1865
Ary ny firenena navelan'i Jehovah ho entiny mizaha toetra ny Isiraely dia izay rehetra tsy mba nahita ny ady rehetra tany Kanana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto avy ireo firenena navelan’NY TOMPO hijanona, mba hizahany toetra ny Israely, dia izay rehetra tsy mba nahita ny ady rehetra tany Kanana;
malagasy
Ary ny firenena navelan'i Jehovah ho entiny mizaha toetra ny Isiraely dia izay rehetra tsy mba nahita ny ady rehetra tany Kanana,