Judges 3:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandry efapolo taona ny tany. Ary maty i Otniela, zanak’i Kenaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandry efapolo taona ny tany, ary maty i Otoniela zanak’i Keneza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandry fahalemana ny tany nandritra ny efapolo taona; avy eo dia maty i Hôtniela, zanakalahin’i Kenaza.
Malagasy Bible 1865
Dia nandry ny tany efa-polo taona. Ary maty Otniela, zanak'i Kenaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandry efapolo taona ny tany. Ary maty i Otniela, zanak’i Kenaza.
malagasy
Dia nandry ny tany efa-polo taona. Ary maty Otniela, zanak'i Kenaza.