Judges 3:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanompo an’i Eglona, mpanjakan’i Moaba, nandritra ny valo amby folo taona ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanompo an’i Eglôna mpanjakan’i Moaba, valo ambin’ny folo taona ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanompo an’i Heglôna, mpanjakan’i Môaba, ny Israelita nandritra ny 18 taona.
Malagasy Bible 1865
Dia nanompo an'i Eglona, mpanjakan'i Moaba, valo ambin'ny folo taona ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanompo an’i Eglona, mpanjakan’i Moaba, nandritra ny valo amby folo taona ny Zanak’Israely.
malagasy
Dia nanompo an'i Eglona, mpanjakan'i Moaba, valo ambin'ny folo taona ny Zanak'Isiraely.