Judges 3:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao sabatra roa lela i Ehoda, hakiho iray ny halavany, izay nataony tao amin’ny fehikibony ambanin’ny akanjo, teo amin’ny andilany havanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao sabatra roa lela i Aoda, hakiho no halavany, nafehiny anatin’ny akanjony tamin’ny andilany havanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanamboatra sabatra maranitra roa lela i Ehoda, dia sabatra ankevitry ny antsasa-metatra izay nafeniny tao anaty akanjony nanolotra ny feny ankavanana.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao sabatra roa lela Ehoda, hakiho ny halavany; dia nataony tao amin'ny fehin-kibony ambanin'ny akanjo fiadiany izany, teny am-balahany ankavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao sabatra roa lela i Ehoda, hakiho* iray ny halavany, izay nataony tao amin’ny fehikibony ambanin’ny akanjo, teo amin’ny andilany havanana.
malagasy
Ary nanao sabatra roa lela Ehoda, hakiho ny halavany; dia nataony tao amin'ny fehin-kibony ambanin'ny akanjo fiadiany izany, teny am-balahany ankavanana.