Judges 3:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitondra ilay fanomezana ho an’i Eglona, mpanjakan’i Moaba, izy; ary i Eglona dia lehilahy natavy be.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natolony an’i Eglôna mpanjakan’i Moaba ny fanomezana, ary lehilahy matavy be i Eglôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandeha izy nanatitra fanomezana ho an’i Heglôna izay lehilahy matavibe.
Malagasy Bible 1865
Dia nitondra ny fanomezana ho an'i Eglona, mpanjakan'i Moaba, izy; ary lehilahy matavibe Eglona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitondra ilay fanomezana ho an’i Eglona, mpanjakan’i Moaba, izy; ary i Eglona dia lehilahy natavy be.
malagasy
Dia nitondra ny fanomezana ho an'i Eglona, mpanjakan'i Moaba, izy; ary lehilahy matavibe Eglona.