Judges 3:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa vitany ny fanolorana ny fanomezana dia nasainy nandeha ireo olona nitondra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony vitany ny fanolorany ny fanomezana dia nalefany ny olona nitondra ny fanomezana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa vitany ny fanolorana ny fanomezana ho an’i Heglôna, dia lasa izy niara-nody tamin’ireo vahoaka nitondra ny fanomezana.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa vitany ny nanolorana ny fanomezana, dia nampodiny ny olona izay nitondra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa vitany ny fanolorana ny fanomezana dia nasainy nandeha ireo olona nitondra izany.
malagasy
Ary rehefa vitany ny nanolorana ny fanomezana, dia nampodiny ny olona izay nitondra izany.