Judges 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izany dia mba ho fampahafantarana fotsiny ny Zanak’Israely amin’ny alalan’ny fahaiza-miady, indrindra fa ireo izay tsy mbola nahita izany teo aloha;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hany nokendreny tamin’izany dia fampianarana ny taranak’i Israely sy hampahaizany hiady, dia ho an’izay tsy mbola nahalala izany taloha ahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tian’ny Tompo mba hianatra hiady manko ny taranaka vaovao izay tsy mbola nahalala ady.
Malagasy Bible 1865
mba ho fantatry ny taranaky ny Zanak'Isiraely izany amin'ny hampianarany azy hiady, indrindra fa izay tsy mbola nahalala izany akory teo aloha;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izany dia mba ho fampahafantarana fotsiny ny Zanak’Israely amin’ny alalan’ny fahaiza-miady, indrindra fa ireo izay tsy mbola nahita izany teo aloha;
malagasy
mba ho fantatry ny taranaky ny Zanak'Isiraely izany amin'ny hampianarany azy hiady, indrindra fa izay tsy mbola nahalala izany akory teo aloha;