Judges 3:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanainga ny tanany havia i Ehoda ary nandray ny sabatra teny amin’ny andilany havanana dia natsatony tamin’ny kibon’i Eglona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naninjitra ny tanany havia i Aoda tamin’izay, nanatsoaka ny sabatra teny amin’ny andilany havanana, ary notrabarany tamin’io ny kibony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nalain’i Ehoda tamin’ny tanany havia ilay sabatra nanolotra ny feny ankavanana, ka natsatony tamin’ny kibon’i Heglôna.
Malagasy Bible 1865
Ary naninjitra ny tànany ankavia Ehoda ka nandray ny sabatra teny am-balahany ankavanana, dia natsatony tamin'ny kibon'i Eglona izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanainga ny tanany havia i Ehoda ary nandray ny sabatra teny amin’ny andilany havanana dia natsatony tamin’ny kibon’i Eglona
malagasy
Ary naninjitra ny tànany ankavia Ehoda ka nandray ny sabatra teny am-balahany ankavanana, dia natsatony tamin'ny kibon'i Eglona izany;