Judges 3:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivoaka avy teo amin’ny lavarangana i Ehoda ka nandrindrina ireo varavaran’ilay efitrano ambony sady nohidiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tohatra any ivelany no nivoahan’i Aoda, ary ny varavaram-ben’ny trano ambony nohidiany tamin’ny karetsaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, rehefa avy nandrindrina sy nanidy ny varavaran’ilay efitrano i Ehoda, dia nivoaka avy teo am-baravarankely.
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka teo amin'ny lavarangana Ehoda ka nandrindrina ny varavaran'ny trano ka nanidy azy tao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivoaka avy teo amin’ny lavarangana i Ehoda ka nandrindrina ireo varavaran’ilay efitrano ambony sady nohidiny.
malagasy
Dia nivoaka teo amin'ny lavarangana Ehoda ka nandrindrina ny varavaran'ny trano ka nanidy azy tao.