Judges 3:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mbola nitaredretra izy ireo dia lasa nandositra i Ehoda ka efa nihoatra an’ireo sampy vato, dia nandositra ho any Seìrata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dieny mbola niatoato teo izy ireo dia efa lasa nitsoaka i Aoda, sy tafahoatra ny sampy vato ary nandositra tany Seirata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mbola variana tao ireo, dia efa nitsoaka i Ehoda, ka efa tafahoatra ny tsangambaton-tsampy ary nandositra tany Sehirà.
Malagasy Bible 1865
Fa Ehoda efa nandositra, raha mbola nitaredretra izy ireo, ka efa nihoatra ny fihadiam-bato, dia nandositra ho any Seirata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mbola nitaredretra izy ireo dia lasa nandositra i Ehoda ka efa nihoatra an’ireo sampy vato, dia nandositra ho any Seìrata.
malagasy
Fa Ehoda efa nandositra, raha mbola nitaredretra izy ireo, ka efa nihoatra ny fihadiam-bato, dia nandositra ho any Seirata.