Judges 3:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha vao tonga tany izy dia nitsoka anjomara tany amin’ny tany be havoana any Efraima, dia nidina nanaraka azy avy tany amin’ny tany be havoana ny Zanak’Israely ka izy no nitarika azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao tonga izy dia notsofiny ny trômpetra tany amin’ny tendrombohitra Efraima. Nidina avy any amin’ny tendrombohitra niaraka taminy, ny zanak’i Israely, ary izy no nitarika azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao tonga tany Sehirà izy; dia nitsoka trompetra teny amin’ny faritra be tendrombohitra any Efraîma hamory ny Israelita; avy teo izy dia nitarika ireo Israelita ireo ka niara-nidina taminy avy teny an-tendrombohitra
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga teo izy, dia nitsoka ny anjomara tany amin'ny tany havoan'i Efraima, dia nidina nanaraka azy avy tany amin'ny tany havoana ny Zanak'Isiraely, ary izy no nitarika azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha vao tonga tany izy dia nitsoka anjomara tany amin’ny tany be havoana any Efraima, dia nidina nanaraka azy avy tany amin’ny tany be havoana ny Zanak’Israely ka izy no nitarika azy.
malagasy
Ary rehefa tonga teo izy, dia nitsoka ny anjomara tany amin'ny tany havoan'i Efraima, dia nidina nanaraka azy avy tany amin'ny tany havoana ny Zanak'Isiraely, ary izy no nitarika azy.