Judges 3:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naetrin’ny Israely ny Moabita tamin’izany andro izany. Dia nandry ny tany nandritra ny valopolo taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia voaetry eo ambanin’ny tanan’i Israely i Moaba tamin’izany andro izany ka nandry valopolo taona ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany dia nietry teo ambany fahefàn’ny Israelita ny Môabita; ka nandry fahalemana ny tany nandritra ny valopolo taona.
Malagasy Bible 1865
Dia resin'ny tanan'ny Isiraely ny Moabita tamin'izany andro izany. Ary nandry valo-polo taona ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naetrin’ny Israely ny Moabita tamin’izany andro izany. Dia nandry ny tany nandritra ny valopolo taona.
malagasy
Dia resin'ny tanan'ny Isiraely ny Moabita tamin'izany andro izany. Ary nandry valo-polo taona ny tany.Ary nanarakaraka azy Samgara, zanak'i Anata, izay namely ny Filistina enin-jato lahy tamin'ny fanindronan-omby; dia namonjy ny Isiraely koa izy.