Judges 3:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanarakaraka azy i Samgara, zanak’i Anata, izay namely Filistina eninjato lahy tamin’ny fanindronan’omby; izy koa dia nanafaka ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Samigara zanak’i Anata no nanarakaraka azy. Nandresy Filistinina enin-jato lahy, tamin’ny fanindronan’omby izy, ka mpanafaka an’i Israely koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Samgary, zanakalahin’i Hanata, no nandimby an’i Ehoda. Nahafaty ny Filistinina eninjato lahy tamin’ny fanindronan’omby izy, ka nanafaka ny Israelita ihany koa.
Malagasy Bible 1865
Ary nanarakaraka azy Samgara, zanak'i Anata, izay namely ny Filistina enin-jato lahy tamin'ny fanindronan-omby; dia namonjy ny Isiraely koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanarakaraka azy i Samgara, zanak’i Anata, izay namely Filistina eninjato lahy tamin’ny fanindronan’omby; izy koa dia nanafaka ny Israely.
malagasy
Ary nanarakaraka azy Samgara, zanak'i Anata, izay namely ny Filistina enin-jato lahy tamin'ny fanindronan-omby; dia namonjy ny Isiraely koa izy.