Judges 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo dia noentina hizaha toetra ny Israely mba hahalalana na hihaino ny didin’NY TOMPO izay nasainy nandidian’i Mosesy ny razany, izy na tsia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no nokendrena hozahan-toetra an’i Israely, mba hahitana raha hitandrina ny didy izay nandidian’i Iaveh ny razany tamin’ny alalan’i Môizy izy ireo na tsia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no nizahan’ny TOMPO toetra ny Israelita mba hahafantarany na hankatò ny didy izay nomeny ny razany tamin’ny alalan’i Mosesy izy na tsia.
Malagasy Bible 1865
Ary nentina hizaha toetra ny Isiraely ireo mba hahalalana na hihaino ny didin'i Jehovah, izay nasainy nandidian'i Mosesy ny razany, izy, na tsia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo dia noentina hizaha toetra ny Israely mba hahalalana na hihaino ny didin’NY TOMPO izay nasainy nandidian’i Mosesy ny razany, izy na tsia.
malagasy
Ary nentina hizaha toetra ny Isiraely ireo mba hahalalana na hihaino ny didin'i Jehovah, izay nasainy nandidian'i Mosesy ny razany, izy, na tsia.