Judges 3:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Zanak’Israely dia nonina teo amin’ny Kananita, ny Hetita, ny Amorita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny zanak’i Israely dia nonina tao afovoan’ny Kananeanina, ny Heteanina, ny Amôreana, ny Ferezeanina, ny Heveanina, ary ny Jeboseanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no nahatonga ny Israelita honina teo anivon’ny Kanahanita sy ny Hetita ary ny Amôrita mbamin’ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely nonina teo amin'ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny Zanak’Israely dia nonina teo amin’ny Kananita, ny Hetita, ny Amorita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita.
malagasy
Ary ny Zanak'Isiraely nonina teo amin'ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita.