Judges 3:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naka ny zanakavavin’ireny ho vadiny izy sady nanome ny zanany vavy ho vadin’ny zanakalahin’ireny ka nanompo ireo andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanaka vavin’ireo nalainy ho vady, ny zanany vavy nomeny ho vadin’ny zanaka lahin’ireo; ary ny andriamanitr’ireo no notompoiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary naka ny zanakavavin’ireny ho vadiny izy sady nanome ny zanany vavy ho vadin’ny zanakalahin’ireny, ka nanompo ny andriamani-tsiizy nifikirany.
Malagasy Bible 1865
Ary naka ny zanakavavin'ireny ho vadiny izy sady nanome ny zananivavy ho vadin'ny zanakalahin'ireny ka nanompo ny andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naka ny zanakavavin’ireny ho vadiny izy sady nanome ny zanany vavy ho vadin’ny zanakalahin’ireny ka nanompo ireo andriamaniny.
malagasy
Ary naka ny zanakavavin'ireny ho vadiny izy sady nanome ny zananivavy ho vadin'ny zanakalahin'ireny ka nanompo ny andriamaniny.