Judges 3:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO ny Zanak’Israely ka nanadino NY TOMPO Andriamaniny ary nanompo ireo Baala sy Aseraha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy teo imason’i Iaveh ny zanak’i Israely: I Iaveh nohadinoiny, fa i Baala sy ny Askerôta no notompoiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO ny Israelita fa nanadino ny TOMPO Andriamaniny ka nanompo ireo Bahala sy ireo Aserà.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah ny Zanak'Isiraely ka nanadino an'i Jehovah Andriamaniny ary nanompo ireo Bala sy Aseraha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO ny Zanak’Israely ka nanadino NY TOMPO Andriamaniny ary nanompo ireo Baala* sy Aseraha*.
malagasy
[Ny ratsy nataon'ny Isiraely, sy ny nanirahan'Andriamanitra mpitsara hamonjy azy. Ny tantaran'i Otniela sy Ehoda ary Samgara] Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah ny Zanak'Isiraely ka nanadino an'i Jehovah Andriamaniny ary nanompo ireo Bala sy Aseraha.[Anaran'andriamani-tsi-izy, na ny sariny]