Judges 3:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’NY TOMPO ka nivarotra azy ho eo an-tanan’i Kosana-Risataima, mpanjakan’i Mezopotamia, Izy; dia nanompo an’i Kosana-Risataima nandritra ny valo taona ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nirehitra tamin’i Israely ny fahatezeran’i Iaveh; namidiny ho eo an-tanan’i Kozana-Rasataîma mpanjakan’i Mesôpôtamia izy, dia nanompo an’i Kozana-Rasataîma valo taona ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nirehi-pahatezerana tamin’ny Israelita ny TOMPO ka nanolotra azy teo an-tanan’i Kosàna-Risehataîma, mpanjakan’i Mezôpôtamia; ary nandritra ny valo taona no nanompoany azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nirehitra tamin'ny Isiraely ny fahatezeran'i Jehovah, ka nivarotra azy ho eo an-tànan'i Kosan-risataima, mpanjakan'i Mesopotamia, Izy; dia nanompo an'i Kosan-risataima valo taona ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’NY TOMPO ka nivarotra azy ho eo an-tanan’i Kosana-Risataima, mpanjakan’i Mezopotamia, Izy; dia nanompo an’i Kosana-Risataima nandritra ny valo taona ny Zanak’Israely.
malagasy
Dia nirehitra tamin'ny Isiraely ny fahatezeran'i Jehovah, ka nivarotra azy ho eo an-tànan'i Kosan-risataima, mpanjakan'i Mesopotamia, Izy; dia nanompo an'i Kosan-risataima valo taona ny Zanak'Isiraely.[Arama-naharaima]