Judges 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitaraina tamin’NY TOMPO ny Zanak’Israely, ary NY TOMPO nanangana mpamonjy ho an’ny Zanak’Israely, izay nanafaka azy, dia i Otniela, zanakalahin’i Kenaza, zandrin’i Kaleba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nitaraina tamin’i Iaveh ny zanak’i Israely ka nananganan’i Iaveh mpanafaka izay namonjy azy izy, dia Otoniela zanak’i Keneza, zandrin’i Kaleba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa niantso vonjy tamin’ny TOMPO ny Israelita; ary IZY nanangana mpamonjy izay hanafaka ny Israelita, dia i Hôtniela, zanakalahin’i Kenaza izay zandrin’i Kaleba.
Malagasy Bible 1865
Dia nitaraina tamin'i Jehovah ny Zanak'Isiraely, ary Jehovah nanangana mpamonjy ho an'ny Zanak'Isiraely, izay namonjy azy, dia Otniela, zanakalahin'i Kenaza, zandrin'i Kaleba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitaraina tamin’NY TOMPO ny Zanak’Israely, ary NY TOMPO nanangana mpamonjy ho an’ny Zanak’Israely, izay nanafaka azy, dia i Otniela, zanakalahin’i Kenaza, zandrin’i Kaleba.
malagasy
Dia nitaraina tamin'i Jehovah ny Zanak'Isiraely, ary Jehovah nanangana mpamonjy ho an'ny Zanak'Isiraely, izay namonjy azy, dia Otniela, zanakalahin'i Kenaza, zandrin'i Kaleba.