Judges 4:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO indray ny Zanak’Israely rehefa maty i Ehoda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony maty i Aoda, dia mbola nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh indray ny zanak’i Israely;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa maty i Ehoda, dia nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO indray ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah indray, rehefa maty Ehoda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO indray ny Zanak’Israely rehefa maty i Ehoda.
malagasy
[Ny nampahorian'i Jabina ny Isiraely, sy ny namonjen'i Debora mpaminanivavy azy] Ary ny Zanak'Isiraely nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah indray, rehefa maty Ehoda.