Judges 4:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy nilaza tamin’i Sisera fa i Baraka, zanak’i Abinoama, dia niakatra any amin’ny tendrombohitra Tabara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nilazana i Sisarà, fa niainga i Baràka zanak’i Abinôema nankany amin’ny tendrombohitra Tabôra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia notantaraina tamin’i Siserà fa niakatra any an-tendrombohitra Tabôra i Baràka, zanakalahin’i Abinôhama.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy nilaza tamin'i Sisera fa Baraka, zanak'i Abinoama, niakatra any an-tendrombohitra Tabara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy nilaza tamin’i Sisera fa i Baraka, zanak’i Abinoama, dia niakatra any amin’ny tendrombohitra Tabara.
malagasy
Ary nisy nilaza tamin'i Sisera fa Baraka, zanak'i Abinoama, niakatra any an-tendrombohitra Tabara.