Judges 4:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Debora tamin’i Baraka: Miakara, fa anio no andro hanoloran’NY TOMPO an’i Sisera ho eo an-tananao. Tsy mandeha eo anoloanao va NY TOMPO? Dia nidina avy tany amin’ny tendrombohitra Tabara i Baraka sy ny olona iray alina nanaraka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia hoy i Debôrà tamin’i Baràka: «Mitsangàna, fa anio no andro anoloran’i Iaveh an’i Sisarà ho eo an-tananao. Moa tsy nivoaka teo alohanao va i Iaveh?» Koa nidina avy any an-tendrombohitra Tabôra, i Baràka, ary lehilahy iray alina no nanaraka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Debôrà tamin’i Baràka: –Andao amin’izay fa anio no hanoloran’ny TOMPO an’i Siserà eo an-tananao. Ny TOMPO mihitsy no mandeha eo alohanao! Dia nidina avy teo an-tendrombohitra Tabôra i Baràka narahin’ireo vatan-dehilahiny nisy andiany folo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Debora tamin'i Baraka: Miakara, fa anio no andro hanoloran'i Jehovah an'i Sisera eo an-tananao; tsy mivoaka eo anoloanao va Jehovah? Dia nidina Baraka sy ny olona iray alina nanaraka azy, avy tany an-tendrombohitra Tabara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Debora tamin’i Baraka: Miakara, fa anio no andro hanoloran’NY TOMPO an’i Sisera ho eo an-tananao. Tsy mandeha eo anoloanao va NY TOMPO? Dia nidina avy tany amin’ny tendrombohitra Tabara i Baraka sy ny olona iray alina nanaraka azy.
malagasy