Judges 4:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampifanaritahin’NY TOMPO tamin’ny lelan-tsabatra teo anoloan’i Baraka i Sisera sy ny kalesy fitondra miady rehetra ary ny miaramila rehetra. Ary nidina niala tamin’ny kalesy i Sisera ka nandositra nandeha an-tongotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Sisarà mbamin’ny kalesiny rehetra sy ny tafiny rehetra dia nampifanaritahin’i Iaveh tamin’ny lelan-tsabatra teo anoloan’i Baràka, ka nidina niala tamin’ny kalesiny i Sisarà, dia nandeha an-tongotra nandositra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay no nataon’ny TOMPO nifanaritaka teo anoloany kosa i Siserà sy ny kalesiny mbamin’ny miaramilany rehetra. Niala tamin’ny kalesiny mihitsy aza i Siserà ka nandositra an-tongotra.
Malagasy Bible 1865
Dia nampifanaritahin'i Jehovah tamin'ny lelan-tsabatra Sisera teo anoloan'i Baraka sy ny kalesy rehetra ary ny miaramila rehetra; dia nidina niala tamin'ny kalesy Sisera ka nandositra nandeha tongotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampifanaritahin’NY TOMPO tamin’ny lelan-tsabatra teo anoloan’i Baraka i Sisera sy ny kalesy fitondra miady rehetra ary ny miaramila rehetra. Ary nidina niala tamin’ny kalesy i Sisera ka nandositra nandeha an-tongotra.
malagasy