Judges 4:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy indray izy taminy: Mitsangàna eo am-baravaran’ny tranolay ka raha toa ka misy avy ary manontany anao hoe: Misy olona va ato? Dia ataovy hoe: Tsia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ralehilahy taminy: «Mitoera eo am-baravaran’ny lay ianao, ka raha misy olona tonga manontany anao manao hoe: Misy lehilahy va ato? dia valio hoe: Tsia».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa i Siserà taminy: –Mijanòna eo am-baravaran’ny tranolay; ka raha misy manontany anao hoe: «Misy olona ve ato?», dia valio hoe: «Tsia».
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy taminy: Mitsangàna eo am-baravaran'ny lay, ka raha tàhiny misy avy ka manontany anao hoe: Misy olona va ato? dia ataovy hoe: Tsia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy indray izy taminy: Mitsangàna eo am-baravaran’ny tranolay ka raha toa ka misy avy ary manontany anao hoe: Misy olona va ato? Dia ataovy hoe: Tsia.
malagasy
Dia hoy izy taminy: Mitsangàna eo am-baravaran'ny lay, ka raha tàhiny misy avy ka manontany anao hoe: Misy olona va ato? dia ataovy hoe: Tsia.