Judges 4:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, avy i Baraka nanenjika an’i Sisera, dia nivoaka hitsena azy i Jaela ka niteny taminy hoe: Avia atỳ, fa hasehoko anao ny lehilahy izay tadiavinao. Ary rehefa tonga tao aminy izy, dia indro, niampatra teo ny fatin’i Sisera, ary teo amin’ny fihirifany ny tsatòkan-day.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro kosa fa nanenjika an’i Sisarà i Baràka ka nivoaka hitsena azy i Jahela, ka nanao taminy hoe: «Avia, fa hasehoko anao ny lehilahy tadiavinao.» Dia niditra tao aminy izy, ka hitany maty niampatra teo i Sisarà, ary ny tsima-day teo amin’ny fihirifany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay no tonga i Baràka izay nanenjika an’i Siserà; koa niainga hitsena azy i Jahela ary nanao taminy hoe: –Avia, fa hasehoko anao ilay lehilahy tadiavinao. Dia niditra tao an-dainy izy, ka nahita an’i Siserà efa maty mitsitra eo amin’ny tany sady gorobaky ny tsimaday ny fihirifany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony, indro, avy Baraka manenjika an'i Sisera, dia nivoaka hitsena azy Jaela ka nanao taminy hoe; Avia atỳ, fa hasehoko anao ny lehilahy izay tadiavinao. Ary rehefa tonga tao aminy izy, dia indro, ny fatin'i Sisera niampatra teo, ary ny tsima-day teo amin'ny fihirifany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, avy i Baraka nanenjika an’i Sisera, dia nivoaka hitsena azy i Jaela ka niteny taminy hoe: Avia atỳ, fa hasehoko anao ny lehilahy izay tadiavinao. Ary rehefa tonga tao aminy izy, dia indro, niampatra teo ny fatin’i Sisera, ary teo amin’ny fihirifany ny tsatòkan-day.
malagasy