Judges 4:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naetrin’Andriamanitra teo anoloan’ny Zanak’Israely i Jabina, mpanjakan’i Kanana, tamin’izany andro izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany no nanetren’Andriamanitra an’i Jabìna mpanjakan’i Kanaana, teo anoloan’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany no naetrin’Andriamanitra teo anatrehan’ny Israelita i Jabîna mpanjaka kanahanita.
Malagasy Bible 1865
Dia naetrin'Andriamanitra teo anoloan'ny Zanak'Isiraely tamin'izany andro izany Jabina, mpanjakan'i Kanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naetrin’Andriamanitra teo anoloan’ny Zanak’Israely i Jabina, mpanjakan’i Kanana, tamin’izany andro izany.
malagasy
Dia naetrin'Andriamanitra teo anoloan'ny Zanak'Isiraely tamin'izany andro izany Jabina, mpanjakan'i Kanana.Ary ny tanan'ny Zanak'Isiraely nihahery tamin'i Jabina, mpanjakan'i Kanana, mandra-pandringany azy.