Judges 4:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nampitomboin’ny Zanak’Israely hatrany hatrany ny famoretany an’i Jabina, mpanjakan’i Kanana, mandra-pandringany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nihahery nanampatra ny tanany tamin’i Jabìna, mpanjakan’i Kanaana, ny zanak’i Israely, mandra-pandevony an’i Jabìna mpanjakan’i Kanaana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nihamafy hatrany ny famelezan’ny Israelita azy ambara-pahafatiny azy mihitsy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tanan'ny Zanak'Isiraely nihahery tamin'i Jabina, mpanjakan'i Kanana, mandra-pandringany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nampitomboin’ny Zanak’Israely hatrany hatrany ny famoretany an’i Jabina, mpanjakan’i Kanana, mandra-pandringany azy.
malagasy
Ary ny tanan'ny Zanak'Isiraely nihahery tamin'i Jabina, mpanjakan'i Kanana, mandra-pandringany azy.