Judges 4:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitaraina tamin’NY TOMPO ny Zanak’Israely satria nanana kalesy vy fitondra miady sivinjato i Jabina; nampahory fatratra ny Zanak’Israely nandritra ny roapolo taona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitaraina tamin’i Iaveh ny zanak’i Israely fa nanan-kalesy vy sivin-jato i Jabìna, ary nampahory mafy ny zanak’i Israely hatramin’ny roapolo taona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanana kalesy vy sivinjato i Jabîna ary nampahory fatratra ny Israelita nandritra ny roapolo taona; koa niantso vonjy tamin’ny TOMPO ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia nitaraina tamin'i Jehovah ny Zanak'Isiraely; fa nanana kalesy vy sivin-jato Jabina, ary nampahory fatratra ny Zanak'Isiraely roa-polo taona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitaraina tamin’NY TOMPO ny Zanak’Israely satria nanana kalesy vy fitondra miady sivinjato i Jabina; nampahory fatratra ny Zanak’Israely nandritra ny roapolo taona izy.
malagasy
Dia nitaraina tamin'i Jehovah ny Zanak'Isiraely; fa nanana kalesy vy sivin-jato Jabina, ary nampahory fatratra ny Zanak'Isiraely roa-polo taona izy.