Judges 4:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Baraka tamin’i Debora: Raha handeha hiaraka amiko ianao dia handeha aho; fa raha tsy handeha hiaraka amiko kosa ianao dia tsy handeha aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Baràka taminy: «Raha handeha miaraka amiko ianao, dia handeha aho fa raha tsy handeha hiaraka amiko ianao, dia tsy handeha aho».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa namaly an’i Debôrà i Baràka nanao hoe: –Raha handeha hiaraka amiko ianao, dia handeha aho; fa raha tsy handeha hiaraka amiko kosa ianao, dia tsy handeha aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Baraka taminy: Raha handeha hiaraka amiko ianao, dia handeha aho; fa raha tsy handeha hiaraka amiko kosa ianao, dia tsy handeha aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Baraka tamin’i Debora: Raha handeha hiaraka amiko ianao dia handeha aho; fa raha tsy handeha hiaraka amiko kosa ianao dia tsy handeha aho.
malagasy
Ary hoy Baraka taminy: Raha handeha hiaraka amiko ianao, dia handeha aho; fa raha tsy handeha hiaraka amiko kosa ianao, dia tsy handeha aho.