Judges 4:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy kosa izy: Handeha hiaraka aminao ihany aho; kanefa tsy ho voninahitrao izao halehanao izao, satria ho eo an-tanam-behivavy no hivarotan’NY TOMPO an’i Sisera. Dia niainga i Debora ka nandeha niaraka tamin’i Baraka hankany Kadesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny navaliny: «Eny àry, handeha hiaraka aminao aho; fa tsy ho anao ny voninahitra amin’izao fanafihana halehanao izao, satria ho eo an-tanam-behivavy no hanoloran’i Iaveh an’i Sisarà.» Dia niainga i Debôrà, ka lasa niaraka tamin’i Baràka nankany Kedesy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Debôrà taminy: –Handeha hiaraka aminao aho, saingy tsy hisy voninahitra ho anao izao dia halehanao izao, satria ho eo an-tanam-behivavy no hanoloran’ny TOMPO an’i Siserà. Dia nandeha ho any Kedesa niaraka tamin’i Baràka i Debôrà.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy kosa izy: handeha hiaraka aminao ihany aho; kanefa tsy ho voninahitrao izao halehanao izao, satria ho eo an-tanam-behivavy no hivarotan'i Jehovah an'i Sisera. Dia niainga Debora ka nandeha niaraka tamin'i Baraka hankany Kadesy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy kosa izy: Handeha hiaraka aminao ihany aho; kanefa tsy ho voninahitrao izao halehanao izao, satria ho eo an-tanam-behivavy no hivarotan’NY TOMPO an’i Sisera. Dia niainga i Debora ka nandeha niaraka tamin’i Baraka hankany Kadesy.
malagasy