Judges 5:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany dia nihira i Debora sy i Baraka, zanak’i Abinoama hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany dia nihira i Debôrà sy i Baràka zanak’i Abinôema nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany i Debôrà dia nihira niaraka tamin’i Baràka zanakalahin’i Abinôhama ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Debora sy Baraka, zanak'i Abinoama, dia nihira tamin'izany andro izany ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany dia nihira i Debora sy i Baraka, zanak’i Abinoama hoe:
malagasy
[Ny fihirana nataon'i Debora noho ny nandresena an'i Sisera] Ary Debora sy Baraka, zanak'i Abinoama, dia nihira tamin'izany andro izany ka nanao hoe: