Judges 5:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo izay mitaingina borikivavy fotsy, ianareo izay mipetraka amin’ny karipetra ary ianareo izay mandeha amin’ny lalambe koa, samia milaza!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo izay mitaingina ampondravavy fotsy, ianareo izay mipetraka amin’ny karipetra, ary ianareo izay mizotra eny an-dalana, mihirà ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo izay mitaingina borikivavy fotsy, ianareo izay mipetraka eo ambony karipetra, ianareo izay mandeha eny an-dalana, mankalazà ny TOMPO noho ny fandresena!
Malagasy Bible 1865
Hianareo izay mitaingina borikivavy fotsy, ianareo izay mipetraka amin'ny lamba fitoerana, ary ianareo koa izay mandeha amin'ny lalana, samia milaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo izay mitaingina borikivavy fotsy, ianareo izay mipetraka amin’ny karipetra ary ianareo izay mandeha amin’ny lalambe koa, samia milaza!
malagasy
Hianareo izay mitaingina borikivavy fotsy, ianareo izay mipetraka amin'ny lamba fitoerana, ary ianareo koa izay mandeha amin'ny lalana, samia milaza.