Judges 5:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifohaza, mifohaza, ry Debora! Mifohaza, mifohaza ka mihirà! Mitsangàna, ry Baraka! Ento ny babonao, ry zanakalahin’i Abinoama!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifohaza, mifohaza, ry Debôrà, mifohaza, mifohaza ka manaova hira anankiray! mitsangàna, ry Baràka, sambory izay ho babonao, ry zanak’i Abineômo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifohaza, mifohaza ianao, ry Debôrà, mifohaza, mifohaza ianao, ka miventesa hiran’ady. Ry Baràka zanakalahin’i Abinôhama, mitsangàna ka ataovy babo ireo mpamabo anao.
Malagasy Bible 1865
Mifohaza, mifohaza, ry Debora; Mifohaza, mifohaza, ka mihirà! Mitsangana, ry Baraka; ento ny babonao, ry zanakalahin'i Abinoama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifohaza, mifohaza, ry Debora! Mifohaza, mifohaza ka mihirà! Mitsangàna, ry Baraka! Ento ny babonao, ry zanakalahin’i Abinoama!
malagasy
Mifohaza, mifohaza, ry Debora; Mifohaza, mifohaza, ka mihirà! Mitsangana, ry Baraka; ento ny babonao, ry zanakalahin'i Abinoama.