Judges 5:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany dia nidina izay sisa tavela nankany amin’ireo mahery fo; ny vahoakan’NY TOMPO dia nidina homba ahy koa niaraka tamin’ireo mpiady mahery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Midìna amin’izay ny sisan’ny andriana amin’ny vahoaka! Midìna ho atỳ amiko, Iaveh, eo amin’ireo olo-mahery!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nirohotra nankany amin’ny lehibeny ireo Israelita ary nivory teo amiko ny vahoakan’ny TOMPO niaraka tamin’ireo lehilahy mahery fo.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany dia nidina izay olo-malaza sisa mbamin'ny vahoaka, Jehovah nidina homba ahy koa hamely ny olo-mahery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany dia nidina izay sisa tavela nankany amin’ireo mahery fo; ny vahoakan’NY TOMPO dia nidina homba ahy koa niaraka tamin’ireo mpiady mahery.
malagasy
Tamin'izany dia nidina izay olo-malaza sisa mbamin'ny vahoaka, Jehovah nidina homba ahy koa hamely ny olo-mahery.[Na: ho isan']