Judges 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny avy amin’i Efraima dia any amin’i Amaleka ny fotony. Ao aoriananao, dia i Benjamina no nomba ireo olonao. Avy tany Makira no nidinan’ireo mpitari-tafika ary avy tamin’i Zebolona ireo mitana ny tehin’ny mpanoratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy any amin’i Efraima ny olona izay mandatsa-paka amin’i Amaleka; nikambana tamin’ny antokonao i Benjamina teo aorianao; avy any amin’i Makira nisy lehibe nidina, avy any amin’i Zabolôna nisy mpitondra nitana ny tehin’ny mpanoratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo taranaka avy any Efraîma dia efa tonga ao an-dohasaha, ka narahin’ny fokon’i Benjamîna izay nifangaro tamin’ny andian-tafiny. Nipoitra avy amin’ny terak’i Makira ireo mpitari-tafika ary avy amin’ny fokon’i Zebolòna ireo manampahefana.
Malagasy Bible 1865
Ny avy amin'i Efraima, izay miorina amin'i Amaleka, dia nomba anao teo amin'ny firenenao, ry Benjamina; Avy tany Makira no nidinan'ny mpanao lalàna, ary avy tamin'i Zebolona ireo mitana ny tehin'ny mpifehy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny avy amin’i Efraima dia any amin’i Amaleka ny fotony. Ao aoriananao, dia i Benjamina no nomba ireo olonao. Avy tany Makira no nidinan’ireo mpitari-tafika ary avy tamin’i Zebolona ireo mitana ny tehin’ny mpanoratra.
malagasy
Ny avy amin'i Efraima, izay miorina amin'i Amaleka, dia nomba anao teo amin'ny firenenao, ry Benjamina; Avy tany Makira no nidinan'ny mpanao lalàna, ary avy tamin'i Zebolona ireo mitana ny tehin'ny mpifehy.[Na: mpanoratra]